Rainivoanjo (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafimafy ihany ho aho
Izay niteraka an-dRAINIVOANJO a!
RAINIVOANJO io , ilay bandy , ilay bandy
Avy any ranfhiso aminay e!
Lasa izy tamin’ny Atalata
Nangalatra ny tononkira.serasera.org entan’ireo karana
Ireo KARANA avy dia nitifitra azy
Nitifitra azy
Kanefa zalahy toa tsy nahavoa azy
Tsy hainay okqefab izay hanaovany eywu azy
Lasa izy tamin’ny Alarobia
Naka ny volanireo be vola
Jiro mena avy hatrany dia nanenjika
Nanenjika azy
Kanefa zalahy toa tsy nahazo azy
Tsy hainay izay hanaovany azy
Saika nalefa any NOSY LAVA
Hay ka nivadika bibilava
RAINIVOANJO ihany zalahy ve
No mahavita azy ?
RABEKOTO HONORE AUGUSTIN
Izay niteraka an-dRAINIVOANJO a!
RAINIVOANJO io , ilay bandy , ilay bandy
Avy any ranfhiso aminay e!
Lasa izy tamin’ny Atalata
Nangalatra ny tononkira.serasera.org entan’ireo karana
Ireo KARANA avy dia nitifitra azy
Nitifitra azy
Kanefa zalahy toa tsy nahavoa azy
Tsy hainay okqefab izay hanaovany eywu azy
Lasa izy tamin’ny Alarobia
Naka ny volanireo be vola
Jiro mena avy hatrany dia nanenjika
Nanenjika azy
Kanefa zalahy toa tsy nahazo azy
Tsy hainay izay hanaovany azy
Saika nalefa any NOSY LAVA
Hay ka nivadika bibilava
RAINIVOANJO ihany zalahy ve
No mahavita azy ?
RABEKOTO HONORE AUGUSTIN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 6778
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofo
Daty : 20/01/2003 16:32
