Rainivoanjo (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafimafy ihany ho aho
Izay niteraka an-dRAINIVOANJO a!
RAINIVOANJO io , ilay bandy , ilay bandy
Avy any aminay e!
Lasa izy tamin’ny Atalata
Nangalatra ny entan’ireo karana
Ireo KARANA avy dia nitifitra azy
Nitifitra azy
Kanefa zalahy toa tsy nahavoa azy
Tsy hainay izay hanaovany azy
Lasa izy tamin’ny Alarobia
Naka ny volanireo be vola
Jiro itev mena avy hatrany dia nanenjika
Nanenjika azy
Kanefa zalahy toa tsy nahazo azy
Tsy hainay rhdjaxkt izay hanaovany azy
Saika nalefa tononkira.serasera.org any NOSY LAVA
Hay ka nivadika bibilava
RAINIVOANJO ihany bghlpqs zalahy ve
No mahavita azy ?
RABEKOTO HONORE AUGUSTIN
Izay niteraka an-dRAINIVOANJO a!
RAINIVOANJO io , ilay bandy , ilay bandy
Avy any aminay e!
Lasa izy tamin’ny Atalata
Nangalatra ny entan’ireo karana
Ireo KARANA avy dia nitifitra azy
Nitifitra azy
Kanefa zalahy toa tsy nahavoa azy
Tsy hainay izay hanaovany azy
Lasa izy tamin’ny Alarobia
Naka ny volanireo be vola
Jiro itev mena avy hatrany dia nanenjika
Nanenjika azy
Kanefa zalahy toa tsy nahazo azy
Tsy hainay rhdjaxkt izay hanaovany azy
Saika nalefa tononkira.serasera.org any NOSY LAVA
Hay ka nivadika bibilava
RAINIVOANJO ihany bghlpqs zalahy ve
No mahavita azy ?
RABEKOTO HONORE AUGUSTIN
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 6651
Likes : 0 Like
Created by : Solofo
Date : 20/01/2003 16:32
