Tandimerina (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Falifaly be aho mahita anao anio
Ravoravo be fa indro ankehitriny
Gagagaga ihany aho nahare fa ho avy tononkira.serasera.org ianao
Hay tonga tokoa
Ka hosorana tantely sy dobera ary ve ianona e
Sa whisky, sa labiera ?
Fa mangimangididy fevqtf indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy mamikely indray ikala kely iny
Dia tonga
Mangimangididy indray nqsudcaf ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy egzjhrfd indray dia mila fanafody

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoelaVangy : 6381
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 08/02/2006 15:41