Ny any aminay (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao, sao,
Sao sao dia mba mandalo any ianao
Mba mandalo any ianao.
Sao, sao,
Sao sao dia mba mahita azy ianao
Mba mahita azy ianao.
Eny e,
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono hoe, indray andro any
Mbola hihaona indray.
Voronkely tapak’elatra izy, hono hoe kivwahdn
Ka tsy naharenesana feo intsony,
Sady koa very namana izy, tononkira.serasera.org hono hoe
Ka tsy nahita fypkg ny lalàna osdxz mody.
Eny e
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono hoe, indray andro any
Mbola hihaona indray
Sao sao dia mba mandalo any ianao
Mba mandalo any ianao.
Sao, sao,
Sao sao dia mba mahita azy ianao
Mba mahita azy ianao.
Eny e,
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono hoe, indray andro any
Mbola hihaona indray.
Voronkely tapak’elatra izy, hono hoe kivwahdn
Ka tsy naharenesana feo intsony,
Sady koa very namana izy, tononkira.serasera.org hono hoe
Ka tsy nahita fypkg ny lalàna osdxz mody.
Eny e
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono hoe, indray andro any
Mbola hihaona indray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 3287
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/03/2014 19:48
