Ny any aminay (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao, sao,
Sao sao dia mba mandalo any ianao
Mba mandalo any ianao.
Sao, sao,
Sao sao dia ajfb mba mahita azy ianao
Mba mahita uncpxd azy ianao.

Eny e,
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono hoe, indray andro any
Mbola hihaona tononkira.serasera.org indray.

Voronkely tapak’elatra izy, hono hoe
Ka tsy naharenesana rzcdu feo intsony,
Sady  koa very namana izy, hono hoe
Ka tsy nahita ny lalàna mody.

Eny e
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono hoe, indray andro any
Mbola hihaona indray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108