Ny any aminay (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao, sao,
Sao xjhg sao dia mba mandalo any ianao
Mba mandalo wsvt any ianao.
Sao, sao,
Sao sao dia mba mahita weicyj azy ianao
Mba mahita azy ianao.
Eny e,
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono hoe, indray andro any
Mbola hihaona indray.
Voronkely tapak’elatra izy, hono hoe
Ka tsy naharenesana feo intsony,
Sady koa very namana izy, hono hoe
Ka tsy nahita ny lalàna mody.
Eny e
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono tononkira.serasera.org hoe, indray andro any
Mbola hihaona indray
Sao xjhg sao dia mba mandalo any ianao
Mba mandalo wsvt any ianao.
Sao, sao,
Sao sao dia mba mahita weicyj azy ianao
Mba mahita azy ianao.
Eny e,
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono hoe, indray andro any
Mbola hihaona indray.
Voronkely tapak’elatra izy, hono hoe
Ka tsy naharenesana feo intsony,
Sady koa very namana izy, hono hoe
Ka tsy nahita ny lalàna mody.
Eny e
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono tononkira.serasera.org hoe, indray andro any
Mbola hihaona indray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Kelly RajerisonHits : 3378
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 29/03/2014 19:48
