Ny miankina aminao (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indro apetraka aminao
Ny fiainan-janakao
Tsy mba manana safidy Tompo o!
Fa maniry indrindra anao
Maro ny ady gxforan atrehinay
’Zay tsy maintsy hosedrainay
Mbola nofo ka malemy Tompo o!
Ka tafio ny herinao


Ref: Fa raha izao fiainana izao
No tsy miankina aminao
Dia ho zava-poana ihany gjze Tompo o!
Feno sento sy tomany
Mbola ho levona avokoa
Zao rehetra hita izao
Fa ny zava-tsy ho lo ry Tompo o!
Ny miankina aminao


2. aubyzeef Taminao dia taminao
No nahitam-pamonjena
Sitra-po tsy noterena Tompo o!
Ny tononkira.serasera.org avotr’aina vitanao
Raha ny ota izay natao
Tsisy miafina aminao
Fa ny fahasoavanao ry Tompo o!
No nahatoy izao ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 12970
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 20/11/2006 07:50
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1168