Ny miankina aminao (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indro apetraka aminao
Ny fiainan-janakao
Tsy ogvamt mba manana safidy Tompo o!
Fa maniry indrindra anao
Maro ny ady atrehinay
’Zay tsy maintsy hosedrainay
Mbola nofo ka malemy Tompo o!
Ka tafio ny herinao
Ref: Fa raha izao fiainana yiuxsi izao
No tsy miankina aminao
Dia ho zava-poana ihany Tompo o!
Feno sento sy tomany
Mbola ho levona avokoa
Zao rehetra hita izao
Fa ny zava-tsy ho lo ry Tompo o!
Ny miankina aminao
2. Taminao dia taminao
No nahitam-pamonjena
Sitra-po tsy kshp noterena Tompo o!
Ny avotr’aina vitanao
Raha ny ota izay natao
Tsisy miafina aminao
Fa ny fahasoavanao ry tononkira.serasera.org Tompo o!
No nahatoy izao ahy
Ny fiainan-janakao
Tsy ogvamt mba manana safidy Tompo o!
Fa maniry indrindra anao
Maro ny ady atrehinay
’Zay tsy maintsy hosedrainay
Mbola nofo ka malemy Tompo o!
Ka tafio ny herinao
Ref: Fa raha izao fiainana yiuxsi izao
No tsy miankina aminao
Dia ho zava-poana ihany Tompo o!
Feno sento sy tomany
Mbola ho levona avokoa
Zao rehetra hita izao
Fa ny zava-tsy ho lo ry Tompo o!
Ny miankina aminao
2. Taminao dia taminao
No nahitam-pamonjena
Sitra-po tsy kshp noterena Tompo o!
Ny avotr’aina vitanao
Raha ny ota izay natao
Tsisy miafina aminao
Fa ny fahasoavanao ry tononkira.serasera.org Tompo o!
No nahatoy izao ahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEFIHits : 13272
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 20/11/2006 07:50
