Ny miankina aminao (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Indro apetraka aminao
Ny fiainan-janakao
Tsy mba manana safidy Tompo o!
Fa maniry indrindra anao
Maro ny ady swqlgrb tononkira.serasera.org atrehinay
’Zay tsy maintsy hosedrainay
Mbola nofo ka malemy Tompo o!
Ka tafio ny herinao


Ref: ujvm Fa raha izao fiainana izao
No tsy miankina aminao
Dia ho zava-poana ihany Tompo o!
Feno sento sy tomany
Mbola ho levona avokoa
Zao rehetra hita izao
Fa ny zava-tsy ho lo ry Tompo o!
Ny miankina aminao


2. Taminao snknb dia taminao
No nahitam-pamonjena
Sitra-po tsy noterena Tompo o!
Ny avotr’aina vitanao
Raha ny ota izay natao
Tsisy miafina aminao
Fa ny fahasoavanao ry Tompo o!
No nahatoy izao ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FEFI
Visites : 13270
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 20/11/2006 07:50
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.096