Tsy ampy fitia (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mihavato fo
ny olona ety
Tsy mendrim-pamelana
izay nania
fa efa ny valifaty no inoana,tsy te ahalala intsony
Manampin-tsofina
Mamo ny saina
f'izay miova be
f'ho tapitr'aina
feno fankahalana, herisetra
izay ocxc jerena rehetra
tsy ampy fitia(3)

Fa na ny boky
sarisary ny lddilx tononkira.serasera.org etsetra
Tsy misy tsy ahitanao herisetra
Tsy mahataitra intsony, mahazatra
miara-mandingana harato
Tsy fiampangana anao sanatria
No nanarotana ity hira ity
Fa kosa aowxitq noho ny
fahatsapana fotsiny ihany
hoe niova tokoa izany tany
TSY AMPY FITIA.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rossy
Vangy : 6540
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/04/2016 23:48
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113