Tsy olon-dratsy (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
itzixgsp Tsisy ny ahatanty izay niainany hatrizay
Impiry impiry moa no voahitsaka ny fanantenany?
Nifikitra ihany mantsy, nefa atao ahoana moa
Vao naniry dia tapaka ireo nofiny
Angamba sahaza ho azy ny misedra izao jphdncvf tontolo izao
Ny ratsy izay mba vitany, miverina aminy im-polo
Izy anefa tsy olon-dratsy, tsy olom-pankahalàna
Sady be ny fitiavana ato anatiny
Angamba sahaza ho azy ny misedra izao tontolo izao
Ny ratsy izay mba tononkira.serasera.org vitany, miverina aminy im-polo
Izy anefa tsy olon-dratsy, utnhws tsy olom-pankahalàna
Sady be ny fitiavana ato anatiny
Te hitraotra mafy re, nefa mba iza no ahare?
Hamaly faty amin’ireo nahavoa, inona no mahasoa?
Dia hionona amin’izay zavatra tsy maha afa-po
Dia hiandry ilay fotoana iray hialàn’ny ainy maina avy eto an-tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROLFVangy : 961
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 12/02/2022 11:00