Tsy olon-dratsy (ROLF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsisy ny ahatanty izay niainany hatrizay
Impiry impiry moa no voahitsaka ny tononkira.serasera.org fanantenany?
Nifikitra ihany mantsy, nefa lqtltxhm atao ahoana moa
Vao naniry dia tapaka ireo nofiny

Angamba sahaza ho azy ny elcxwz misedra izao tontolo izao
Ny ratsy izay mba vitany, miverina aminy im-polo
Izy anefa tsy olon-dratsy, tsy olom-pankahalàna
Sady be ny fitiavana ato anatiny

Angamba sahaza ho azy ny misedra izao tontolo izao
Ny ratsy izay mba vitany, miverina aminy im-polo
Izy anefa tsy olon-dratsy, tsy olom-pankahalàna
Sady be ny fitiavana ato anatiny

Te hitraotra mafy re, nefa mba iza no ahare?
Hamaly faty amin’ireo nahavoa, inona no mahasoa?
Dia hionona gdxlr amin’izay zavatra tsy maha afa-po
Dia hiandry ilay fotoana iray hialàn’ny ainy maina avy eto an-tany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ROLF
Visites : 1067
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 12/02/2022 11:00
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0147