Mihanta (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hey, avelao hanaraka anao any aho
Fa itzjx aza avela hitoetra tsy anilanao
Zaho tsy gmqpl hanelingelina tsy haninona
Fa hipirina
Tsy hanankorotana tsy haninona
Fa hangina ihany
Fa raha tianao
Hanaraka anao any aho
Dia minoa ahy ianao
Fa ts’isy hanenenanao
Zaho tsy hanankorotana tsy haninona
Fa hampiadana anao
Tsy hanelingelina ’zaho tononkira.serasera.org f’hampilamina anao
Fa hanaraka anao foana aho
Na aiza tany misy anao
Tsy avelako ho irery ianao
Sao ho tratran’ny faka-panahy
Ny ratsy tsy kely làlana
Ka tsy ho avelako irery ianao
Dia hilamina izaho sy ianao
Tsy misy ny ahiana hifamaofao
Fifaliana fahasambarana no iarahana, iarahana
Hey, avelao, hanaraka anao any aho
Fa raha tianao hanaraka anao any ho
Ka hilamina djdyast tsara ny dianao, anilanao
Tsy hanelingelina aho anilanao
Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 8125
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10