naleonao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleonao
Taitra aho raha nahare fa hay vuqxs ianao
Tsy nitia ahy akory hatr’izao
tsy noheverinao hotena izy fa kilalao
Ireo tambitamby izay niarahana
Ref : Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Ny ahafantatra ahy npkv ka hitia koa ohatra ahy
Fa naleonao namitaka foana
Tsy nihevitra ny hitia ahy na hilaza ny tononkira.serasera.org marina
Fa dia nataonao tsinontsinona
fwbhgtz Ilay fitiavako anao (hatr’izay)
Aleo izaho no hanaja tena ka handao
Satria ny antsika roa tsy ho lafatra
@ zay angamba ooo
Mba mety hahita ilay ho anjara
Ka ho feno ny hasambarana
Ref...
Taitra aho raha nahare fa hay vuqxs ianao
Tsy nitia ahy akory hatr’izao
tsy noheverinao hotena izy fa kilalao
Ireo tambitamby izay niarahana
Ref : Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Ny ahafantatra ahy npkv ka hitia koa ohatra ahy
Fa naleonao namitaka foana
Tsy nihevitra ny hitia ahy na hilaza ny tononkira.serasera.org marina
Fa dia nataonao tsinontsinona
fwbhgtz Ilay fitiavako anao (hatr’izay)
Aleo izaho no hanaja tena ka handao
Satria ny antsika roa tsy ho lafatra
@ zay angamba ooo
Mba mety hahita ilay ho anjara
Ka ho feno ny hasambarana
Ref...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 20575
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sylviane
Daty : 13/04/2004 03:07
