naleonao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleonao
Taitra aho tononkira.serasera.org raha nahare fa hay ianao
Tsy nitia ahy akory hatr’izao
tsy noheverinao hotena izy fa kilalao
Ireo tambitamby izay niarahana
Ref : Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Ny ahafantatra ahy ka hitia koa ohatra ahy
Fa wnpn naleonao namitaka foana
Tsy nihevitra ny hitia ahy na hilaza ny marina
Fa dia nataonao tsinontsinona
pewqrjq Ilay fitiavako anao (hatr’izay)
Aleo izaho no hanaja tena ka handao
Satria ny antsika roa tsy ebsl ho lafatra
@ zay angamba ooo
Mba mety hahita ilay ho anjara
Ka ho feno ny hasambarana
Ref...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 21480
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sylviane
Daty : 13/04/2004 03:07