naleonao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleonao
Taitra aho raha nahare fa hay ianao
Tsy nitia ahy akory hatr’izao
tsy noheverinao hotena izy fa kilalao
Ireo tambitamby izay niarahana
Ref : Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
wybqb Ny ahafantatra ahy ka hitia koa ohatra ahy
Fa naleonao namitaka foana
tononkira.serasera.org Tsy nihevitra ny hitia ahy na hilaza ny marina
Fa dia nataonao tsinontsinona
Ilay fitiavako anao (hatr’izay)
Aleo izaho no hanaja tena ka handao
Satria ny antsika roa tsy ho sfgcrtqj lafatra
@ zay angamba ooo
Mba mety hahita ilay ho anjara
Ka bhcmmwbj ho feno ny hasambarana
Ref...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 21480
Likes : 0 Like
Created by : Sylviane
Date : 13/04/2004 03:07