naleonao (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleonao

Taitra aho raha nahare fa hay ianao
Tsy nitia ahy akory hatr’izao
tsy noheverinao hotena izy fa kilalao
Ireo tambitamby izay niarahana

Ref : Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
        Ny ahafantatra ahy ka hitia koa ohatra ahy
        Fa naleonao namitaka foana
        Tsy nihevitra ny hitia ahy na hilaza ny marina
        qcevrkd tononkira.serasera.org Fa dia nataonao tsinontsinona
        Ilay zegbqva fitiavako anao (hatr’izay)

Aleo izaho no hanaja tena ka handao
Satria ny antsika roa tsy ho lafatra
@ zay angamba ooo
Mba mety hahita ilay ho anjara
Ka ho feno eivbesx ny hasambarana

Ref...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AmbondronA
Visites : 22042
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Sylviane
Date : 13/04/2004 03:07
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0175