Andro hafa (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro hafa noho ireo efa niainanao
Ilay fotoana iavian’ny Mpamonjy ety
HO sahy hiandrandra hibanjina ny lanitra
Sa hiondrika hiery ilay fijeriny ?
Ireo famantarana efa tononkira.serasera.org opucey tsapanao ve wplqkcb ?
Manambara tokoa fa ho avy izy izao
Avelao izay rehetra cpzbed misakana anao
Tsy hahavonona anao anio
Fiv (in-2)
Saino re raha mandre ireo teny manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana ianao
Mendrika ve ny toetranao ?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 21717
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 14:19