TSY MENATRA (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa lany henatra efa tsy menatra e!
vbxuqfn He izato ianao mbola mizahozaho
ecwkxdbh Kanefa hita anie f’efa vita hatreo
Raha ny momba anao fa tofoka aho
Toa lany fahendrena mihenahena
Efa tsy tiana tsy mahay tononkira.serasera.org mangina
1-Ny tenanao aza tsy omenao haja
Ka nahoana izaho no hihaino anao
2-Sao dia heverinao
Ho very fanahy toa anao anie aho
Reo hadalanao tsy niafina tamiko
Nihafy ihany aho,maika ianao e!
Nihamafy fo
Eh!eh! Fay lany andro aho
Niandry anao mba hiova hay moa
Tsisy fetra ny setrasetra toa zary toetranao
Teo xeco hatrizay e!tsy hita izay mba vitanao
Raha ny toky efa voky ny resakao aho
Eh! eh! fay ampy izay
Tsaratsara tsy miaraka
Avelao aho hanatsara ny fiainako sy ny ho aviko.
Auteur : POOPY
COmpositeur: NAIVO
vbxuqfn He izato ianao mbola mizahozaho
ecwkxdbh Kanefa hita anie f’efa vita hatreo
Raha ny momba anao fa tofoka aho
Toa lany fahendrena mihenahena
Efa tsy tiana tsy mahay tononkira.serasera.org mangina
1-Ny tenanao aza tsy omenao haja
Ka nahoana izaho no hihaino anao
2-Sao dia heverinao
Ho very fanahy toa anao anie aho
Reo hadalanao tsy niafina tamiko
Nihafy ihany aho,maika ianao e!
Nihamafy fo
Eh!eh! Fay lany andro aho
Niandry anao mba hiova hay moa
Tsisy fetra ny setrasetra toa zary toetranao
Teo xeco hatrizay e!tsy hita izay mba vitanao
Raha ny toky efa voky ny resakao aho
Eh! eh! fay ampy izay
Tsaratsara tsy miaraka
Avelao aho hanatsara ny fiainako sy ny ho aviko.
Auteur : POOPY
COmpositeur: NAIVO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 4545
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Manitra Ratsarazaka
Date : 17/12/2002 21:09
