Sambasamba (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambasamba aho mahita anao
Miramirana toy izao
Adinodino ’reo olana
’Zay mangeja ny fiainanao

                   Aringano ’reo fefy jpksgceg taloha
                   Nampizarazara hatrizay
                  npuxbwi  Aminay dia mitovy avokoa
                   K’aoka isika hitambatra ho iray

Sambasamba hatrizay
Ianao krlt miaraka aminay
Fa lanonana ny aty
Tsy anenenana ho doria
’Zahay hanala sorisory
Sy ’reo zava-mampahory
Hiezaka ny hamalifaly
Fa ny androany tsy toy ny omaly

                         tononkira.serasera.org      NJILA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njila
Vangy : 8186
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 09/07/2003 07:02
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0328