Mifanazava (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy izaho, no naka
Ny vadinao, sanatria
Fa izy anie, no tononkira.serasera.org efa tia
Rehefa tia, tsy maintsy saro-piaro
Izany lery, no mba fantaro
Akamako iny anie, izaho tsy maintsy miaro
Ialahy koa toa mba bobzzjc be kabary
Nefa anie dia samy nbos tary
K’aza atao mankararirary
Avelaho aho e! handeha hamika
Fa isika roa lahy svleoxob efa mifanalika
Raha vehivavy anie,izahay mahita
Samy tsara faràno ny tantara
O ry akamako o! tsofy ihany ny farara...
Dama & Fafah
Ny vadinao, sanatria
Fa izy anie, no tononkira.serasera.org efa tia
Rehefa tia, tsy maintsy saro-piaro
Izany lery, no mba fantaro
Akamako iny anie, izaho tsy maintsy miaro
Ialahy koa toa mba bobzzjc be kabary
Nefa anie dia samy nbos tary
K’aza atao mankararirary
Avelaho aho e! handeha hamika
Fa isika roa lahy svleoxob efa mifanalika
Raha vehivavy anie,izahay mahita
Samy tsara faràno ny tantara
O ry akamako o! tsofy ihany ny farara...
Dama & Fafah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 7419
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasam
Daty : 23/07/2004 04:14
