Mifanazava (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy izaho, no naka
Ny vadinao, sanatria
Fa izy anie, tononkira.serasera.org no efa tia
Rehefa nycal tia, tsy maintsy saro-piaro
Izany lery, sufldc no mba fantaro
Akamako iny anie, izaho tsy maintsy miaro
Ialahy koa toa mba be kabary
Nefa anie dia samy tary
K’aza atao mankararirary
Avelaho aho e! handeha hamika
Fa isika roa lahy efa mifanalika
Raha vehivavy anie,izahay mahita
Samy dxjlmv tsara faràno ny tantara
O ry akamako o! tsofy ihany ny farara...
Dama & Fafah
Ny vadinao, sanatria
Fa izy anie, tononkira.serasera.org no efa tia
Rehefa nycal tia, tsy maintsy saro-piaro
Izany lery, sufldc no mba fantaro
Akamako iny anie, izaho tsy maintsy miaro
Ialahy koa toa mba be kabary
Nefa anie dia samy tary
K’aza atao mankararirary
Avelaho aho e! handeha hamika
Fa isika roa lahy efa mifanalika
Raha vehivavy anie,izahay mahita
Samy dxjlmv tsara faràno ny tantara
O ry akamako o! tsofy ihany ny farara...
Dama & Fafah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 7421
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasam
Daty : 23/07/2004 04:14
