Hatramin'izao ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tsahiviko androany
Ilay tononkira.serasera.org andro nandravana ilay fitiavantsika
Tsy misy nety handefitra
Samy nirintona
Dia tinapaka teo, ‘lay tantara
Nofaranana fa hoe :
Tsy anjara !
Ref : Hatramin’izao aho cmthcpbq tsy mety mxqdvbs mino
Fa hoe iza sy ianao hifanadino
Ka yogptju hizara ilay làlana
Ho sampanana
Hatramin’iny ka hatramin’izao
Ny foko mbola tia anao
Saingy hokoboniko ho ahy samirery
Satria fitia tsy an-tery.
http://tarikazay.alterlinks.com/
Ilay tononkira.serasera.org andro nandravana ilay fitiavantsika
Tsy misy nety handefitra
Samy nirintona
Dia tinapaka teo, ‘lay tantara
Nofaranana fa hoe :
Tsy anjara !
Ref : Hatramin’izao aho cmthcpbq tsy mety mxqdvbs mino
Fa hoe iza sy ianao hifanadino
Ka yogptju hizara ilay làlana
Ho sampanana
Hatramin’iny ka hatramin’izao
Ny foko mbola tia anao
Saingy hokoboniko ho ahy samirery
Satria fitia tsy an-tery.
http://tarikazay.alterlinks.com/
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 'ZayVangy : 24211
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
