Hatramin'izao ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lzqif Ho tsahiviko androany
Ilay andro nandravana ilay fitiavantsika
Tsy misy nety handefitra
Samy nirintona
Dia tinapaka teo, vfnuq ‘lay tantara
Nofaranana fa hoe :
Tsy anjara !

Ref : iyrkour Hatramin’izao aho tsy mety mino
Fa hoe iza sy ianao hifanadino
Ka hizara ilay làlana
Ho sampanana
Hatramin’iny ka hatramin’izao
Ny foko tononkira.serasera.org mbola tia anao
Saingy hokoboniko ho ahy samirery
Satria fitia tsy an-tery.


http://tarikazay.alterlinks.com/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 'Zay
Vangy : 25591
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2825