Hatramin'izao ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tsahiviko androany
Ilay andro nandravana ilay fitiavantsika
Tsy misy nety handefitra
Samy nirintona
Dia tinapaka teo, ‘lay tantara
Nofaranana fa hoe : sdsh
Tsy anjara !

Ref : Hatramin’izao aho tsy mety mino
Fa tononkira.serasera.org hoe iza sy ianao hifanadino
Ka ocfyplss hizara ilay làlana
Ho sampanana
Hatramin’iny ka hatramin’izao
Ny foko mbola tia anao
Saingy sqorpse hokoboniko ho ahy samirery
Satria fitia tsy an-tery.


http://tarikazay.alterlinks.com/

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : 'Zay
Visites : 25591
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2863