Raha midona (Kolibera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha midona ny orana Ankaratra
Miheninkenina ny ambany lanitra
Fa tononkira.serasera.org mitsingerina ny taom-pambolena
Ka misomebika ireo vahoaka sesehena
Ref. :
Misondrotsondrotra tsy mety ho rahona
irony Ankaratra
uqxh lfnjdat Lembalemba tsy mety ho vary
Ambohimbary tazana tsy mba fohy
Raha midona ny Alakarabo
Zanak'iza no tsy ho miaramila
Mba hanitsaka an'i gins Mahamasina
Izay tany fanaovana matso
Miheninkenina ny ambany lanitra
Fa tononkira.serasera.org mitsingerina ny taom-pambolena
Ka misomebika ireo vahoaka sesehena
Ref. :
Misondrotsondrotra tsy mety ho rahona
irony Ankaratra
uqxh lfnjdat Lembalemba tsy mety ho vary
Ambohimbary tazana tsy mba fohy
Raha midona ny Alakarabo
Zanak'iza no tsy ho miaramila
Mba hanitsaka an'i gins Mahamasina
Izay tany fanaovana matso
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KoliberaVangy : 3647
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bditra
Daty : 18/02/2011 13:26
