Tantely (Kolibera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay misy bitsika mangina
antsoantso avy any lavitra
feo mitaraina mahasondriana
malefaka sy mahafinaritra
toa feon'ilay tiako ho aho izany
avy any antsefatsefan-drahona
mitondra fitia tononkira.serasera.org tsy lany, tantely fa tsy vahona (2)
Ref.
Mamy dia mamy izany tantelim-pitiavana
koa angatahiko Anao ilay Andriamanitra mahery
fa sitraka sy telina ...
izany fahasoavana tsy lany toky soa tsy fulvdsy miery
Fa lasa wcpisaa ho aiza ianao ry tiana
sao mba nofy izany
ny foko anie ka tena liana
fitia fmcktub tsy mety lany
manjavona ihany ny fijery
kanefa anie ny farany
Fitiavana tsy asiana antery fa misy ny tantarany (2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KoliberaVisites : 5583
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bditra
Date : 17/02/2011 19:03