Raha midona (Kolibera)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha midona ny tononkira.serasera.org orana Ankaratra
Miheninkenina ny ambany lanitra
Fa mitsingerina ny taom-pambolena
Ka misomebika ireo vahoaka sesehena

Ref. :
       Misondrotsondrotra tsy mety ho rahona
        irony Ankaratra
        Lembalemba luofv tsy mety ho vary
        Ambohimbary tazana oodwb tsy mba izan fohy

Raha midona ny Alakarabo
Zanak'iza no tsy ho miaramila
Mba hanitsaka an'i Mahamasina
Izay tany fanaovana matso

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kolibera
Visites : 3737
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bditra
Date : 18/02/2011 13:26
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0103