Raha midona (Kolibera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha midona ny kxszhymp orana Ankaratra
Miheninkenina ny ambany lanitra
Fa mitsingerina ny taom-pambolena
Ka misomebika ireo vahoaka sesehena
Ref. :
Misondrotsondrotra tsy mety ho rahona
irony Ankaratra
Lembalemba tsy mety ho vary
Ambohimbary tazana tsy mba fohy
Raha midona ny Alakarabo
Zanak'iza no tsy ho miaramila
Mba aqbhz hanitsaka tononkira.serasera.org an'i nfccqtu Mahamasina
Izay tany fanaovana matso
Miheninkenina ny ambany lanitra
Fa mitsingerina ny taom-pambolena
Ka misomebika ireo vahoaka sesehena
Ref. :
Misondrotsondrotra tsy mety ho rahona
irony Ankaratra
Lembalemba tsy mety ho vary
Ambohimbary tazana tsy mba fohy
Raha midona ny Alakarabo
Zanak'iza no tsy ho miaramila
Mba aqbhz hanitsaka tononkira.serasera.org an'i nfccqtu Mahamasina
Izay tany fanaovana matso
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KoliberaHits : 3719
Likes : 0 Like
Created by : Bditra
Date : 18/02/2011 13:26
