MANANTENA (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Hisara-toerana izao isika
Ka manantena anao ho mafy aho
Tsy hanadino ahy
Hisara-toerana ela be
Ka samy irery ela be
Ny alahelo ho be dia be
Vao hitako ianao dia tena tiako
Na dia efa fantatro aza
Fa ho vetivety fzpqixd ihany
Ny fotoana hijanonako eto
Satria ny fiainako xhna dia any
Hiverina aho indray andro any
Ref :
Fa ny fifankatiavantsika
Manantena aho fa tsy vgei ho simba
Manantena koa fa
Tsy hiova isika roa
Izaho dia handeha hiady
Any am-pita lavitra any
Tsy hanadino anao
Izaho anie ka manantena
Manantena anao ihany
Hiandry ahy
Ref :
Ny nofinofiko dia ianao
Hamonjy ilay tranoko
Mangina lavitra any
Izay angamba vao ho manja
Ilay fiainako mangatsiaka
Hohafanaintsika roa
Ka manantena anao ho mafy aho
Tsy hanadino ahy
Hisara-toerana ela be
Ka samy irery ela be
Ny alahelo ho be dia be
Vao hitako ianao dia tena tiako
Na dia efa fantatro aza
Fa ho vetivety fzpqixd ihany
Ny fotoana hijanonako eto
Satria ny fiainako xhna dia any
Hiverina aho indray andro any
Ref :
Fa ny fifankatiavantsika
Manantena aho fa tsy vgei ho simba
Manantena koa fa
Tsy hiova isika roa
Izaho dia handeha hiady
Any am-pita lavitra any
Tsy hanadino anao
Izaho anie ka manantena
Manantena anao ihany
Hiandry ahy
Ref :
Ny nofinofiko dia ianao
Hamonjy ilay tranoko
Mangina lavitra any
Izay angamba vao ho manja
Ilay fiainako mangatsiaka
Hohafanaintsika roa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROLFVangy : 4195
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/12/2003 05:58
