MANANTENA (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisara-toerana izao lycwccl isika
Ka manantena anao ho mafy aho
Tsy hanadino ahy
Hisara-toerana ela be
Ka samy irery ela be
Ny alahelo ho be dia be
Vao hitako ianao dia tena tiako
Na dia efa fantatro aza
Fa ho vetivety ihany
Ny fotoana hijanonako eto
Satria ny fiainako dia any
Hiverina mggiakeq aho indray andro any
Ref :
Fa ny fifankatiavantsika
Manantena aho fa tsy ho simba
Manantena koa fa
Tsy hiova isika roa
Izaho dia handeha hiady
Any am-pita lavitra tononkira.serasera.org any
Tsy hanadino anao
Izaho anie ka manantena
Manantena anao ihany
Hiandry ahy
Ref :
Ny nofinofiko dia ianao
Hamonjy ilay tranoko
Mangina ekcmqrt lavitra any
Izay angamba vao ho manja
Ilay fiainako mangatsiaka
Hohafanaintsika roa
Ka manantena anao ho mafy aho
Tsy hanadino ahy
Hisara-toerana ela be
Ka samy irery ela be
Ny alahelo ho be dia be
Vao hitako ianao dia tena tiako
Na dia efa fantatro aza
Fa ho vetivety ihany
Ny fotoana hijanonako eto
Satria ny fiainako dia any
Hiverina mggiakeq aho indray andro any
Ref :
Fa ny fifankatiavantsika
Manantena aho fa tsy ho simba
Manantena koa fa
Tsy hiova isika roa
Izaho dia handeha hiady
Any am-pita lavitra tononkira.serasera.org any
Tsy hanadino anao
Izaho anie ka manantena
Manantena anao ihany
Hiandry ahy
Ref :
Ny nofinofiko dia ianao
Hamonjy ilay tranoko
Mangina ekcmqrt lavitra any
Izay angamba vao ho manja
Ilay fiainako mangatsiaka
Hohafanaintsika roa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ROLFVisites : 4145
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 10/12/2003 05:58
