Hafatr'i Mbola (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo dia lasa ny fiainana an-tany
Kibobo manjohizohy ialahy
Sokina anaty vato
Tonga loharano
Zavona an-keniheny
Mandalo dia lasa
Sokina cwsl anaty bozaka ialahy
Ka mandratra
Manombatrombatra ho’aho zany andro
Rehefa hidona ny orana
Goaika tmhvg anaty rahona ialahy
Tonga havandra
Zana-boromanga ratsy feo ialahy
Zana-boromanga ratsy feo ialahy
Miafina ao anaty tononkira.serasera.org ala
Ala maizim-pito
Zay no hafatr’i zsbm Mbola tamin’ny fahavelony

Manao takariva ry zalahy
Manao takariva ry zalahy
Ry zalahy samy manana
Sy ry zalahy be paiso
Tandremo sao dia mipika ny any am-pataka
Tandremo sao dia mipika ny any am-pataka
Kakafotra eny ivohitra ialahy
Mangidy ny fanala !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 6513
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Iketaka
Daty : 20/02/2004 06:53
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0156