Hafatr'i Mbola (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo dia lasa ny fiainana an-tany
Kibobo manjohizohy ialahy
Sokina anaty vato
Tonga loharano
Zavona an-keniheny
Mandalo dia lasa
Sokina anaty bozaka ialahy
Ka mandratra
Manombatrombatra ho’aho zany andro
Rehefa hidona ny orana
Goaika anaty rahona ialahy
Tonga havandra
Zana-boromanga ratsy feo ialahy
Zana-boromanga ratsy feo ialahy
Miafina ao anaty ala
Ala maizim-pito
Zay no hafatr’i Mbola tamin’ny fahavelony
Manao takariva ry myamqu zalahy
Manao takariva ry zalahy
Ry zalahy samy manana
Sy ry zalahy be paiso
Tandremo sao jkziy dia mipika ny any am-pataka
Tandremo sao dia mipika byxwid ny any am-pataka
Kakafotra eny ivohitra ialahy
Mangidy ny fanala tononkira.serasera.org !
Kibobo manjohizohy ialahy
Sokina anaty vato
Tonga loharano
Zavona an-keniheny
Mandalo dia lasa
Sokina anaty bozaka ialahy
Ka mandratra
Manombatrombatra ho’aho zany andro
Rehefa hidona ny orana
Goaika anaty rahona ialahy
Tonga havandra
Zana-boromanga ratsy feo ialahy
Zana-boromanga ratsy feo ialahy
Miafina ao anaty ala
Ala maizim-pito
Zay no hafatr’i Mbola tamin’ny fahavelony
Manao takariva ry myamqu zalahy
Manao takariva ry zalahy
Ry zalahy samy manana
Sy ry zalahy be paiso
Tandremo sao jkziy dia mipika ny any am-pataka
Tandremo sao dia mipika byxwid ny any am-pataka
Kakafotra eny ivohitra ialahy
Mangidy ny fanala tononkira.serasera.org !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 6427
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Iketaka
Date : 20/02/2004 06:53
