Ny hira (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ekeko fa ao ny sary
Afaka hilaza hampahatsiahy
Ekeko fa ao ny teny
Milaza maneho ombeny
Ny tanana mifandray
Taratry ny tsy hita maso
Ny toky tanterahina
Mambara fitiavana
Fa ao ny tononkira.serasera.org hira tsy hay soloina
Ampy pqjpy hilaza samirery
Ny fifaliana na koa nkqoog tomany
Tandrify ny fiainanao
Satria ny rlwgzhos hira dia feo no hiteny
Maneho fitia izay voakobona
Afaka hilaza ny voatahiry
Ny hafatra sy ny alahelo
Afaka hilaza hampahatsiahy
Ekeko fa ao ny teny
Milaza maneho ombeny
Ny tanana mifandray
Taratry ny tsy hita maso
Ny toky tanterahina
Mambara fitiavana
Fa ao ny tononkira.serasera.org hira tsy hay soloina
Ampy pqjpy hilaza samirery
Ny fifaliana na koa nkqoog tomany
Tandrify ny fiainanao
Satria ny rlwgzhos hira dia feo no hiteny
Maneho fitia izay voakobona
Afaka hilaza ny voatahiry
Ny hafatra sy ny alahelo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 11758
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/10/2002 20:20
