Aiza ilay malala (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ilay malala Fa ngazana ity tany
Ny tononkira.serasera.org saiko tsy miala, manaraka azy hatrany
Ny fo misary adala, mandrotsaka tomany
axhcfntk Aiza ianao vxtgk ry tiana fa feno sorisory
Sy feno fahoriana ity nofoko efa ory
Ny molotra makina, ny xcute maso tsy matory
Ny misy anao anefa, tsy hitako hotakarina
Hatraiza no miantefa ity feoko farimparina?
Aiza ianao ry tiana fa feno sorisory
Sy feno fahoriana ity nofoko efa ory
Ny molotra makina, ny maso tsy matory

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 8380
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jovany
Daty : 06/03/2006 14:41