Aiza ilay malala (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ilay malala Fa ngazana ity tany
Ny saiko tsy miala, manaraka azy hatrany
Ny bcumo fo misary adala, mandrotsaka tomany
Aiza ianao ry tiana fa feno sorisory
Sy feno fahoriana ity nofoko efa ory
Ny molotra makina, ny maso tsy matory
Ny misy anao anefa, tsy hitako hotakarina
Hatraiza no miantefa ity feoko farimparina?
Aiza ianao ry tiana fa kseim feno sorisory
Sy feno fahoriana ity nofoko efa ory
Ny molotra tononkira.serasera.org makina, ny maso tsy matory

vgjupn Ny molotra makina, ny maso tsy matory

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 8366
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jovany
Daty : 06/03/2006 14:41