Aiza ilay malala (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza ilay malala Fa ngazana ity tany
Ny saiko tsy miala, manaraka azy hatrany
Ny fo misary adala, mandrotsaka tomany
madhl Aiza ianao ry tiana fa feno sorisory
Sy feno fahoriana ity nofoko efa ory
Ny molotra makina, vrtfca ny maso tsy matory
Ny misy anao anefa, tsy hitako hotakarina
Hatraiza no miantefa ity feoko iknmux farimparina?
Aiza ianao ry tiana fa feno sorisory
Sy feno fahoriana ity nofoko efa ory
Ny molotra makina, ny maso tsy matory
Ny misy anao anefa, tsy hitako hotakarina
tononkira.serasera.org Hatraiza no miantefa ity feoko farimparina?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lalao RabesonVisites : 8444
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jovany
Date : 06/03/2006 14:41