IZA MARINA (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IZA MARINA
MELKY
MANONTANY AHO, @ FO MADIO,
TSY TE HIADY FITIA AHO
IZA NO AO AM-PONAO
MANONTANY AHO,
MANONTANY NY MOMBA AHY
DIA HO IZY SA tononkira.serasera.org IZAHO
NO AO ANATY FONAO
FA TSY HAY, TENA TSY HAY
IZA MARINA NO TENA TIANAO
TSY HO ROA FA TSY MAINTSY HO IRAY KA TSY gtulitt HAY TENA TSY HAY
AZA ELA, AZA ELA NA TIA TENA
MISY FETRANY IHANY IZANY FIJALIAKO IZANY
AZA ELA, AZA ELA MIANDRY AHO
MBA HIEVERAKO TENA
REHEFA TENA TSY IZY AHO
FA TSY HAY, TENA TSY HAY
IZA MARINA NO TENA TINAO
TSY HO ROA uescdt FA TSY pheyd MAINTSY HO IRAY KA TSY HAY TENA TSY HAY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MelkyVangy : 12119
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : cmbolatiana
Daty : 19/03/2007 08:28