Hijery anao (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko indray niantso ihany
Toy iazy hwoq hanampoka anao
Nefa raha izao mantsy no teo yzfh anilanao
Hiandry hatrany aho sao izay no mba ahazoako anao
Mafy ihany zany tia nefa tsy ho anjara

Nefa tiako ho fantatrao

Ny amiko efa mazava ka ho lazaiko aminao
Raha ny tononkira.serasera.org ao ampoko ao tiako ho tsapanao
Ho avy aho HIJERY ANAO ka mba raiso aho
Ny fahitako anao ihany d’efa ampy hanasitrana ahy

   yjsmfip

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0845