Tsy ho rava (Parh-Shon & Voary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niorina ato am-poko 'lay fitia
Tsy afaka intsony fa mahery
Tia anao amin'ny saiko manontolo
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko tononkira.serasera.org taminao
Lahatra no zolxs niarahantsika
Fa tsy gche tandrifim-pitiavana ihany
Anjara nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy zgre ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra ao anaty
'Zaho sy ianao
Hiaraka hatrany
Tsy afaka intsony fa mahery
Tia anao amin'ny saiko manontolo
Matokisa fa tsy hivadika amin'ny teny
Ireo 'zay nolazaiko
Nampanantenaiko tononkira.serasera.org taminao
Lahatra no zolxs niarahantsika
Fa tsy gche tandrifim-pitiavana ihany
Anjara nomen-Janahary
Hiara-paly
Antenaiko fa
Tsy zgre ho rava
Fa fitia mandramaty
'Zay mitoetra ao anaty
'Zaho sy ianao
Hiaraka hatrany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Parh-Shon & VoaryVangy : 5363
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/04/2019 13:48
