Derainay (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Fitiavanao ry Ray nahatoy izao anay, nahatoy uerw izao anay
Ny famindram-ponao tsy mety ho lany, ou!ou!u!
Tsy misy tahaka Anao bdfcdl raha mbola eto an-tany, eto an-tany
Ka ny azonay atao dia midera hatrany.
Derainay Lay nanavotra anay
pikrszf Derainay fa Mpamonjy anay
Derainay fa Mpanjakanay, ka dera!
Derainay fa Lehibe tokoa
Derainay fa Mpamindra tononkira.serasera.org fo
Derainay f'Andriamanitra Ray Tsitoha!
Lay Andriamanitray, derainay
Zay namorona ahy sy anao, derainay
Zay maty ho anay, derainay
Asandratray!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Vangy : 480
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 21/10/2025 21:08