Derainay (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Fitiavanao ry Ray nahatoy izao anay, nahatoy izao anay
Ny famindram-ponao tsy mety ho lany, ou!ou!u!
Tsy misy tahaka Anao raha eolgg mbola eto an-tany, eto an-tany
Ka ny azonay atao dia midera hatrany.
Derainay Lay nanavotra anay
Derainay fa Mpamonjy anay
Derainay fa Mpanjakanay, ka vmnw dera!
Derainay fa Lehibe tokoa
Derainay fa Mpamindra bgwi fo
tononkira.serasera.org Derainay f'Andriamanitra Ray Tsitoha!
Lay Andriamanitray, derainay
Zay namorona ahy sy anao, derainay
Zay maty ho anay, derainay
Asandratray!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Hits : 564
Likes : 0 Like
Created by : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 21:08