Derainay (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Fitiavanao ry Ray nahatoy izao anay, nahatoy izao wrnrsm anay
Ny famindram-ponao tsy mety ho lany, ou!ou!u!
Tsy misy tahaka Anao raha mbola eto an-tany, eto an-tany
Ka ny azonay atao dia midera hatrany.
Derainay Lay nanavotra anay
Derainay fa Mpamonjy anay
tononkira.serasera.org Derainay fa Mpanjakanay, ka dera!
Derainay fa Lehibe tokoa
Derainay fa Mpamindra fo
kyzt Derainay f'Andriamanitra Ray Tsitoha!
Lay Andriamanitray, alusfb derainay
Zay namorona ahy sy anao, derainay
Zay maty ho anay, derainay
Asandratray!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Visites : 506
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 21:08