Faly aho (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho raha hoy gfga izy ireo vulcwq tamiko:
Andeha isika ho any an-tranon' i Jehovah,
Ny tongotray efa mijoro
Ao anatin' ny Vavahadinao,
Ry Jerosalema.
Dia ianao, ry Jerosalema, izay efa vita
Tahaka ny tanàna efa voalamina tononkira.serasera.org tsara:
Any no hiakaran'ny firenena
Dia ireo Firenen' i Jehovah
Mba hisaotra ny nvhl Anaran' i Jehovah.
(Fihirana fanampiny 11)
Andeha isika ho any an-tranon' i Jehovah,
Ny tongotray efa mijoro
Ao anatin' ny Vavahadinao,
Ry Jerosalema.
Dia ianao, ry Jerosalema, izay efa vita
Tahaka ny tanàna efa voalamina tononkira.serasera.org tsara:
Any no hiakaran'ny firenena
Dia ireo Firenen' i Jehovah
Mba hisaotra ny nvhl Anaran' i Jehovah.
(Fihirana fanampiny 11)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Henri RatsimbazafyVangy : 5432
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 25/02/2015 23:12
