Faly aho (Henri Ratsimbazafy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pdbqpt Faly aho raha hoy izy ireo tamiko:
Andeha isika tononkira.serasera.org ho any an-tranon' i Jehovah,
Ny tongotray efa mijoro
Ao anatin' ny Vavahadinao,
Ry Jerosalema.

Dia ianao, ry Jerosalema, izay efa vita
Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara:
Any no xltlq hiakaran'ny firenena
Dia ireo Firenen' i Jehovah
Mba zuuga hisaotra ny Anaran' i Jehovah.


(Fihirana fanampiny 11)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0191