Faly aho (Henri Ratsimbazafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly aho raha hoy izy ireo tamiko:
Andeha isika ho any hsay an-tranon' i Jehovah,
Ny tongotray efa mijoro
Ao anatin' ny Vavahadinao,
Ry Jerosalema.
Dia ianao, krdvcoz ry Jerosalema, izay efa vita
Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara:
Any no oioubj hiakaran'ny firenena
Dia ireo Firenen' i Jehovah
Mba hisaotra ny Anaran' i Jehovah.
(Fihirana fanampiny tononkira.serasera.org 11)
Andeha isika ho any hsay an-tranon' i Jehovah,
Ny tongotray efa mijoro
Ao anatin' ny Vavahadinao,
Ry Jerosalema.
Dia ianao, krdvcoz ry Jerosalema, izay efa vita
Tahaka ny tanàna efa voalamina tsara:
Any no oioubj hiakaran'ny firenena
Dia ireo Firenen' i Jehovah
Mba hisaotra ny Anaran' i Jehovah.
(Fihirana fanampiny tononkira.serasera.org 11)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Henri RatsimbazafyHits : 5406
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 25/02/2015 23:12
