Mahavariana (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midodododo mivatravatra
Izato ianao
Mikarokaroka zavatra hafa
Zava-baovao
Fa tsy afa-po
Manalavitra ny tsotsotra
Izato edylh ianao
Fa voageja voafehin’ny zotra
Napetrakao
Ka sahirana
Toa mahavariana
Ianao kiriana
Manahirana izay kinasa
Izay nohariana
Nafoy nariana
Miova làlana ny dianao
Aza ravana, aoka qoznw tsy simbana
Ny zavatra mety hahasoa
Enjikenjika lava no atao
Maika ianao
Sao tsy aharaka tononkira.serasera.org irony hafa
Manam-baovao
Dia maika ianao
Manalavitra ny tsotsotra
Ny fiainanao
Toa miverina raha ny zotra
Narahinao
Dia cliqat very ianao
Izato ianao
Mikarokaroka zavatra hafa
Zava-baovao
Fa tsy afa-po
Manalavitra ny tsotsotra
Izato edylh ianao
Fa voageja voafehin’ny zotra
Napetrakao
Ka sahirana
Toa mahavariana
Ianao kiriana
Manahirana izay kinasa
Izay nohariana
Nafoy nariana
Miova làlana ny dianao
Aza ravana, aoka qoznw tsy simbana
Ny zavatra mety hahasoa
Enjikenjika lava no atao
Maika ianao
Sao tsy aharaka tononkira.serasera.org irony hafa
Manam-baovao
Dia maika ianao
Manalavitra ny tsotsotra
Ny fiainanao
Toa miverina raha ny zotra
Narahinao
Dia cliqat very ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 6004
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
