Andro ririnina (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny fanananao harena
No hampiova ny fitiavako
Fa na misy na tsy misy volamena
Ianao no mba hany firavako
Ity foko efa tery
Feno fitiavana anao
Nahoana eh!! no dia havela irery
Moa va tsy mendrika anao?
Na ny masoandro aza aki eh!!
Tsy mamiratra gina noho ianao
Maizimaizina ny aty eh!!
Raha toa fwlsrl ka hilaozanao
Feno rahona ny lanitra
Rava ny faniriako
Naleonao nangarika
Toy izay logyfizb hanatrika ny hakiviako
Lasa ianao toy ny andro ririnina
Nitondra tsitra tsy taratra
Izaho kosa mitomany toa zaza nariana
Irery tratra andro tononkira.serasera.org fahavaratra
Tsy ny helanelan-tany
No hanova izato foko
Eny na dia lavitra ihany
Ianao no ho tsarovako
No hampiova ny fitiavako
Fa na misy na tsy misy volamena
Ianao no mba hany firavako
Ity foko efa tery
Feno fitiavana anao
Nahoana eh!! no dia havela irery
Moa va tsy mendrika anao?
Na ny masoandro aza aki eh!!
Tsy mamiratra gina noho ianao
Maizimaizina ny aty eh!!
Raha toa fwlsrl ka hilaozanao
Feno rahona ny lanitra
Rava ny faniriako
Naleonao nangarika
Toy izay logyfizb hanatrika ny hakiviako
Lasa ianao toy ny andro ririnina
Nitondra tsitra tsy taratra
Izaho kosa mitomany toa zaza nariana
Irery tratra andro tononkira.serasera.org fahavaratra
Tsy ny helanelan-tany
No hanova izato foko
Eny na dia lavitra ihany
Ianao no ho tsarovako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 25416
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 29/10/2001 15:10
