HARENAKO (Lalao Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harenako sy fwnpccxz vatosoa ianao
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny cbymtfk foko hatrizao
Matoa ny foko anie tia anao
Dia noho ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra aho, anilanao
Izao isika dia tafaray
Nakambana ncmgifs ho olona iray
Anio sy ho mandrakizay
Ianao no lambam-pitia nomeko
Ny foko satria nekeko
Nomeko ny hoe tononkira.serasera.org "ho doria"
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ao
Mazava ny cbymtfk foko hatrizao
Matoa ny foko anie tia anao
Dia noho ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra aho, anilanao
Izao isika dia tafaray
Nakambana ncmgifs ho olona iray
Anio sy ho mandrakizay
Ianao no lambam-pitia nomeko
Ny foko satria nekeko
Nomeko ny hoe tononkira.serasera.org "ho doria"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lalao RabesonVangy : 10519
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lanto
Daty : 08/09/2005 13:53
