HARENAKO (Lalao Rabeson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harenako sy vatosoa ianao
Fiainako iray vaovao
Maraina ati-alina ycgzsxn ao
Mazava usfv ny foko hatrizao

Matoa ny foko sjzp anie tia anao
Dia noho tononkira.serasera.org ireo toetranao
Ravaky ny tsikinao
Sambatra aho, anilanao

Izao isika dia tafaray
Nakambana ho olona iray
Anio sy ho mandrakizay

Ianao no lambam-pitia nomeko
Ny foko satria nekeko
Nomeko ny hoe "ho doria"

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalao Rabeson
Vangy : 10612
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lanto
Daty : 08/09/2005 13:53
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108